Index

Proverbs : itokisana

Proverb Ataovy betsaka ny sakaizanao, fa ataovy vitsy ny itokiana. [Veyrières 1913 #5067]
Ataovy maro ny sakaiza, fa ataovy vitsy ny mahatoky. [Veyrières 1913 #5067]
Ataovy maro ny sakaiza, fa iray ihany no itokisana. [Rajemisa 1985]
Malagasy interpretation Ohabolana mampahatsiaro fa na maro aza ny namana, vitsy no tena azo itokisana. [Rajemisa 1985]
French translation Ayez beaucoup d' amis, mais confiez-vous à un petit nombre. [Veyrières 1913 #5067]

Proverb Lozoka toa hisy biby, rano toa hisy mamba, raha ny fo itokisana no lany. [Rinara 1974 #1820]

Index