Index

Proverbs : Ingilo

Proverb Dridran' Ingilo: andrasan-ko sitrana vao manapa-kozatra. [Rajemisa 1985]
Malagasy interpretation Enti-milaza aretina na toe-javatra sarotra itadiavam-panafody, ka arakaraka ny anantenana azy ho sitrana no vao mainka mampitombo ny fahavoazana aterany. [Rajemisa 1985]

Proverb Dridran' Ingilo ka manonitra andro aman' alina. [Rinara 1974 #1015]

Proverb Fanafody apetraka amin' ny drindran' Ingilo, atao hampanaritra vao manitatra. [Veyrières 1913 #3246]
French translation C' est comme le remède mis sur l' ulcère d' Ingilo : cela ne fait qu'augmenter la plaie. [Veyrières 1913]
French interpretation Se disait de ceux qui embrouillaient les affaires au lieu de les arranger. [Veyrières 1913 #3246]

Index