Index

Proverbs : iangonana

Proverb Antibavy kendan-drano : lany raha niangonana. [Samson 1965 #A81]
Antidahy kendan-drano: lany raha niangoana. [Houlder 1895]
Malagasy interpretation Anti-dahy kendan-drano, lany rehaka. + Ny rano no sisa zavatra ireharehan-drangahy, fa hany sisa laniny, fa ny zavatra rehetra efa tsy omby ny tendany avokoa; nefa io indray aza nahakenda azy. [Houlder 1895]

Proverb Aza manao mora hielezana, fa manaova sarotra hiangonana. [Cousins 1871 #483, Veyrières 1913]
French translation Ne soyez pas facile à dépenser mais soyez dur à entasser. [Veyrières 1913]

Proverb Tsy hita hanaovana, hoatry ny ondry kely sarak' andro : avela an-tanàna, ivorian' ny lalitra ; entina an-tsaha, iangonan' ny tsipolitra. [Veyrières 1913]
Tsy hita hanaovana, ohatra ny ondrikely sarak’ andro: avela an-tanana, ivorian’ ny lalitra; entina an-tsaha, iangonan’ ny tsipolitra. [Cousins 1871]
Tsy hita izay hanaovana azy, ohatra ny ondry kely sarak' andro : avela an-tanàna ivorian' ny lalitra, aidina an-tsaha, iangonan' ny tsipolitra. [Rinara 1974]
French translation Une personne dont on ne sait pas quoi faire, c' est comme l' agneau que la mère n'allaite plus que le soir : si on le laisse à l' étable, il est couvert de mouches ; si on le conduit aux champs, il est couvert de graines de bident. [Veyrières 1913 #3990]
French interpretation Se disait des bons à rien. [Veyrières 1913 #3990]

Index