Proverbs : hitsin-dalana

Proverb1554 Aza zatra ny lalan-dririnina ka fahavaratra avy no manao hitsin-dalana . [Rinara 1974]
Zatra ny fita ririnina ka fahavaratra avy no manao hitsin-dalana . [Rajemisa 1985]
Zatra ny lalan-dririnina , ka fahavaratra avy no manao hitsin-dalana . [Rinara 1974]
Malagasy interpretation Enti-milaza ireo olona voa noho ny fanarahany ny fahazarana fotsiny, tsy mahay manova famindra raha misy hilana izany. [Rajemisa 1985]
Enti-milaza olona entim-pahazarana fotsiny ka ny tsy tokony hatao avy no atao. [Rajemisa 1985]

Proverb2757 Jamba tia hitsin-dalana : tsy fidiny azy akory. [Rinara 1974]

Proverb5223 Ny kibo mitomany hanam-be , ny maso manao hitsin-dalana . [Rinara 1974]
Ny kibo tomany hanam-be , ary ny maso manao hitsin-dalana . [Houlder 1895 #635, Veyrières 1913 #3212, Cousins 1871 #2284]
French translation Le ventre pleure et désire avoir une grosse part, tandis que les yeux regardent fixement avec envie. [Veyrières 1913 #3212]
French interpretation Se disait de l'avidité et de la gourmandise. [Veyrières 1913 #3212]

Proverb5520 Ny songomby no manao hitsin-dalana ,, ka ny tokandia no mamitravitra . [Cousins 1871 #2420, Rinara 1974]

Proverb8298 Voly vita kiady ka sarotra atao hitsin-dalana . [Rinara 1974]

Index