Index

Proverbs : hanin-kotrana

Proverb Raha mpanan-karena tsy mahavoky andevo, dia sahala amy ny malahelo ihany; ary raha malahelo be hanin-kotrana, dia sarotra atao malahelo. [Cousins 1871]
Raha mpanan-karena tsy mahavoky andevo, dia sahala amin' ny malahelo ihany ; ary raha malahelo be hanin-kotrana, sarotra atao malahelo. [Veyrières 1913 #588]
French translation Un riche qui n' arrive pas à nourrir ses esclaves, ressemble à un pauvre ; et un pauvre qui a beaucoup d' autres vivres que le riz, passe difficilement pour pauvre. [Veyrières 1913 #588]
French interpretation La nourriture est la grande chose. [Veyrières 1913 #588]

Proverbs : haninkotrana