Proverbs : fijerena

Proverb1735 Boka nivoasana ovy : faly am-pijerena fa tsy mihevitra izay handraisana azy. [Rinara 1974 #944]
Boka nivoasana ovy ; faly eo am-pijerena , fa tsy mihevitra izay handraisana azy. [Cousins 1871 #816]

Proverb5628 Ny trosa toy ny aviavy : maitso am-pijerena fa harok' atin' ny vitsika . [Rinara 1974 #3334]

Index