Index

Proverbs : fangala-bola

Proverb Mitondra adidy, ohatra ny fangala-bola. [Cousins 1871]
Mitondra adidy amin' ny tsy atao, ohatra ny fangala-bola. [Rinara 1974]

Proverb Tsy mangalatra manana adidy, ohatra ny fangala-bola. [Cousins 1871, Houlder 1895]
Tsy mangalatra manana adidy, sahala amin' ny fangala-bola. [Rinara 1974 #293]
French translation Celui qui commet le vol le plus grave, c' est celui qui vole de l' argent. [Houlder 1895 #1060]

Index