Proverbs : fanao

Proverb1976 Fanaon’ ny tsy mahay, mahatebaka . [Houlder 1895 #1656, Veyrières 1913 #64, Cousins 1871]
Fanaon' ny tsy mahay ny be tebaka . [Rinara 1974 #1088]
Ny tsy mahay be tebaka . [Veyrières 1913 #2106]
French translation C' est l' habitude des ignorants de critiquer. [Veyrières 1913 #64]
Les ignorants et les maladroits critiquent beaucoup, parce qu'ils ne s' y connaissent pas. [Veyrières 1913 #2106]
Les incapables ont l' habitude de railler (les autres). [Houlder 1895]
French interpretation La critique est ainsée, mais l' art est difficile. [Houlder 1895]

Proverb1977 Fanaon’ ny tsy tia, manaratsy . [Veyrières 1913 #4863, Rinara 1974 #1089, Cousins 1871 #915]
French translation C' est l' habitude des gens qui n' aiment pas, de dénigrer et calomnier. [Veyrières 1913 #4863]

Proverb2213 Goaika maneno alina , tsy alaiko ho loza fa ny azy efa fanaony . [Rinara 1974 #1228]

Proverb2847 Katro-doha anjaran' ny ondry , kaikitra fanaon' ny alika , teny soa fanaon' ny hendry . [Rinara 1974 #108]

Proverb7341 Traky nify manao laniala : tsy haingo fa fanaon' ny olona ka dia manao koa. [Rinara 1974 #285]

Index