Index

Proverbs : famangitra

Proverb 1Be famangitra toa rambon' osy. [1.1]
Be famangitra toa rambon' osy ka ny lanitra tsy hianjera no tohanana. [2.558]
Be famangitra, toa rambon’ osy: ny lanitra tsy hianjera no tohanana. [2.653 #742]
Malagasy interpretationBe hambo loatra ka ny tsy ho vita avy no tetehina hatao. [1.1]

Index