Index

Proverbs : fahitana

Proverb 1"Fara fahitana izao" , hoy ilay voa bala amin' ny masony. [2.165 #2050]
Fara fahitana izao," hoy ilay voa basy amy ny masony. [2.653 #932]
"Fara fahitana izao" hoy ilay voa basy amin' ny masony. [2.415 #2787]
French translationC' est pour la dernière fois que je vois, dit celui qui a reçu un coup de fusil dans l' oeil. [2.415]
"J' ai fini d' y voir" , dit celui qui vient de recevoir une balle dans l' œil. [2.165 #2050]
French interpretationAnalogue au français : voir trente-six chandelles. [2.415 #2787]

Index