Index

Proverbs : fahazarana

Proverb 1Ny toetra masonkarena, ny fahazarana sari-monina. [2.558 #3301]

Proverb 2Sola mielo diavolana, tsy tahotry ny danik' andro, fa fahazarana aninkeheo. [2.558 #3934]

Index