Index

Proverbs : erika

Proverb Ataovy fitian-dranon' erika: madini-pihavy fa mahatondra-drano. [Houlder 1895 #200]
Aza manao fitian-dranon' erika: fa aoka hasesiky ny fitia tanteraka, ka tsy mahalala ranonorana ho lany. [Rinara 1974 #499]
Aza manao fitian-dranon’ erika : madini-pihavy, fa mahatondra-drano ; fa aoka hasesiky ny fitia tanteraka, ka tsy mahalala ranonorana ho lany. [Cousins 1871 #444]
French translation Que votre amitié soit comme la bruine: elle tombe fine, mais elle peut faire déborder les rivières. [Houlder 1895]

Index