Index

Proverbs : Betsileo

Proverb 1Adaladala toa Betsileo, ka miarahaba soavaly. [2.165 #1630]
Adaladala toa Betsileo : miarahaba soavaly. [2.415 #2050, 2.653 #6]
French translationÊtre simple (ou stupide) comme un Betsileo et saluer un cheval. [2.165]
Sot comme les Betsileo qui saluent un cheval. [2.415 #2050]
French interpretationSe disait des gens lourdauds et simples d' esprit. [2.415 #2050]

Proverb 2Any Betsileo no voky tsaramaso, ka atý Antananarivo no mivozihi-kibo. [2.653 #265]

Proverb 3Aza manao ny Betsileo ho mpanan-karena, raha mitafy arindrano fa manao kitamby harefo. [2.415 #5891, 2.653 #485]
Aza manao ny Betsileo tsy ho manankarena, raha mitafy arindrano mikitamby harefo. [2.558 #548]
French translationEn voyant les Betsileo porter le lamba en tissu arin-drano, ne croyez pas qu' ils soient riches, car leur pagne est en jonc. [2.415 #5891]
French interpretationNe jugez pas sur les apparences. [2.415 #5891]

Proverb 4Aza manao tsitsik’ Ibetsileo: "Ny ombin’ Ikoto any Ikoto ; ny an’ olona koa any Ikoto". [2.653 #539]
Aza manao tsitsik' ombin' Ibetsileo: ny ombin' Ikoto an' Ikoto ihany, ary ny ombin' olona an' Ikoto koa. [2.165]
French translationNe jurez pas comme les Betsileo à propos des bœufs: les bœufs d' Ikoto sont à Ikoto, et ceux des autres seraient aussi à Ikoto. [2.165]

Proverb 5Betsileo mamo ka toraky ny omaly tsy miova. [2.558 #886]

Index