Proverbs : ampoky

Proverb41 Adrisa tsy ampoky ny ahitra angaha aho no hifiaka izay antsoro maina . [Rinara 1974]
Ataonao ho valala tsy ampoka ny ahitra ve aho, ka hifiaka ny antsoro maina ? [Cousins 1871 #300, Veyrières 1913]
Ataonao ho valala tsy ampoka ny ahitra ve aho, ka hihinana ny ahi-tsorohitra ? [Cousins 1871 #300, Veyrières 1913]
Ataonao ho valala tsy ampoky ny ahitra va aho ka hifiaka ny antsoro maina? [Houlder 1895 #2284]
French translation Me prenez-vous pour une sauterelle non rassasiée d' herbe, et qui va manger l' herbe des alouettes ou mâcher de l'herbe antsoro sèche ? [Veyrières 1913]
French interpretation Me prenez-vous pour un affamé ? [Veyrières 1913]

Proverb7200 Toy ny vary amin- -dronono tondrahan-tantely , ka tian-ko lalina indrindra. [Houlder 1895 #775]
Vary amin- -dronono tondrahan-tantely : ampoky ny mamy , ampoky ny soa . [Rinara 1974 #4872]
Vary amin- -dronono tondrahan-tantely ka tian-ko lalina indrindra. [Rajemisa 1985]
Vary amin- -dronono tondrahan-tantely : tian-ko lalin ko fy indrindra. [Nicol 1935 #129, Cousins 1871]
Vary niliña tantele . [Poirot & Santio: Vezo]
Malagasy interpretation Enti-milaza zavatra tiana ho amin' izay hahatsara azy indrindra. [Rajemisa 1985]
Enti-milaza zava-tsoa mitontohitra ka tiana sy ankasitrahana fatratra. [Rajemisa 1985]
French translation Du riz au lait qu'on arrose de miel. [Poirot & Santio: Vezo]
Pareil à du riz au lait arrosé de miel, on aime qu' il soit aussi profond que possible. [Houlder 1895]
Riz au lait aspergé de miel : le summum de l’exquis. [Nicol 1935]
French interpretation Souligne la perfection. [Poirot & Santio: Vezo]

Index