Index

Proverbs : ambolo

Proverb Ambolo bitaka, ambolo matavy: zava-tsy hay tsy azo ibitabitahana. [Rajemisa 1985 #63, Rinara 1974 #181]
Ambolo bitaka matavy: zava-tsy hay tsy ibitabitahana. [Houlder 1895 #854]
Ambolo bitaka matavy : ny zava-tsy hay, tsy ibitabitahana. [Cousins 1871 #144]
Malagasy interpretation Tsy tokony hitsabatsabaka amin' ny zavatra tsy hay. [Rajemisa 1985 #63]
French translation Une sauterelle verte qui saute, une sauterelle verte bien grasse: il ne faut pas sauter de joie pour une chose qu' on ne sait pas. [Houlder 1895 #854]

Proverb Maro ny valala, fa ny ambolo no tsara soratra. [Veyrières 1913 #5100]
French translation Nombreuses sont les sauterelles, mais c' est la sauterelle ambolo qui a de belles couleurs. [Veyrières 1913]
French interpretation Se disait d'une personne aimée. [Veyrières 1913]

Proverb Na samy valala aza : ny adrisa any anaty ahitra, ny ambolo eny ambony ravina. [Rinara 1974 #2754]

Proverb Raha tsy azoko anio ialahy ry ambolo bitaka, ry ambolo matavy, azoko rahampitso [Rakotonandrasana: Tantsaha]
Zozoro miantaha rano, ka sangasanga no farany. [Houlder 1895 #1700, Veyrières 1913 #2127]
Zozoro miantaha rano, ka sangasanga no sisa. [Rinara 1974]
Zozoro miantaha rano : sangasanga no farany. [Cousins 1871 #3790]
French translation Des joncs qui ne profitent pas de l' eau, le panache seul sera utilisable (ou: restera). [Houlder 1895 #1700]
Joncs qui ne profitent pas de l' eau : il n' en restera que le panache. [Veyrières 1913 #2127]

Index