Index

Proverbs : Ambohimanarina

Proverb 1Ambohimanambola no voka-tsaramaso, ka Ambohimanarina mivozihi-kibo. [2.415]
Ambohimanambola no voka-tsaramaso, ka Ambohimanarina no mivozihi-kibo. [2.558 #180, 2.653 #143, 2.165]
Any Antsahadinta no voky tsaramaso, ka any Ambatolaona no mivozihi-kibo. [2.558 #312, 2.653 #263]
Any Antsahadinta no voky tsaramaso, ka aty Ambatolaona no mivozihi-kibo. [2.415]
French translationAmbohimanambola produit beaucoup de haricots, mais ce sont les gens d' Ambohimanarina qui ont l' estomac enflé. [2.165]
C'est à Antsahadinta qu'on s'est repu de haricots et c'est à Ambatolaona qu'on a le ventre gonflé. [2.415]
C'est Ambohimanambola qui récolte les haricots et Ambohimanarina qui a le ventre gonflé. [2.415]
French interpretationParce qu' ils ont acheté et mangé les haricots des autres. [2.165]
Séparer deux choses inséparables. [2.415]
Travailler pour d'autres. [2.415]

Proverb 2Anosizato milalao, ary ny terak’ Ambohimanarina manetsa ririnina; fararano an-tanan-dany tsy mba vatry ny olon-tsy hanana azy, fa vatran’ ny hanana azy. [2.415 #6206, 2.653 #243]
Anosizato milalao, ary ny terak' Ambohimanarina manetsa ririnina, fararano an-tanan-dany : tsy vatran' ny olona tsy hanana azy fa vatran' ny hanana azy. [2.558 #289]
French translationProverbe analogue à la fable de la cigale et de la fourmi : rira bien qui rira le dernier. [2.415 #6206]
French interpretationAnosizato s' amuse, et les gens d' Ambohimanarina plantent le riz en hiver ; être à l' époque de la moisson alors que les provisions s' épuisent, c' est bien pour ceux qui vont avoir une récolte, mais pas pour ceux qui n' en auront pas. [2.415]

Proverb 3Dakan' Ambohimanarina ka ny mpitan-damba avy no voa. [2.558 #972]
Diamangan’ Ambohimanarina : ny mpitan-damba avy no voa. [2.653 #830]

Index