Index

Proverbs : adala

Proverb Hendry miady amin’ adala : havazinana no hita. [Cousins 1871 #1050]
Hendry miady amin' adala, ka havizanana no hita. [Houlder 1895 #331]
Hendry miady amin' adala ka havizanana no vokany. [Rinara 1974]
Miady amin' andevo, ka havizanana no hita. [Houlder 1895 #1555]
Miady amin' ny adala, ka havizanana no hita. [Abinal 1888]
French translation Celui qui se dispute avec un imbécile, ne trouve que la honte et le déshoneur. [Abinal 1888]
En se querellant avec un esclave, on ne récolte que de la honte. [Houlder 1895]
Un homme sensé se disputant avec un imbécile: il ne récoltera que la honte. [Houlder 1895]

Index