Chapters and verses mentioning Naamàna

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 46.21 And the sons of Benjamin were Belah, and Becher, and Ashbel, Gera, and Naaman, Ehi, and Rosh, Muppim, and Huppim, and Ard. Ary ny zanakalahin' i Benjamina dia Bela sy Bakera sy Asbela sy Gera sy Namana sy Ehy sy Rosy sy Mopima sy Hopima ary Arda. Zanak' i Benjamina: Belà, Bokora, Asbela, Jerà, Naamàna, Eshi, Rosa, Mofima, Ofima, ary Areda. Les fils de Benjamin : Béla, Béker, Ashbel, Géra, Naamân, Éhi, Rosh, Muppim, Huppim et Ard.

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
2Mp 5.1 Now Naaman, captain of the host of the king of Syria, was a great man with his master, and honourable, because by him the Lord had given deliverance unto Syria: he was also a mighty man in valour, but he was a leper. Ary Namàna, komandin' ny miaramilan' ny mpanjakan' i Syria, dia olona lehibe teo anatrehan' ny tompony sady nanan-kaja, satria izy no namonjen' i Jehovah an' i Syria; ary lehilahy mahery izy, nefa kosa boka. Naamana, komandin' ny tafiky ny mpanjakan' i Siria dia lehilahy manam-pahefana sy tò teny eo amin' ny tompony, fa izy no namonjen' ny Tompo ny Siriana; nefa boka izany lehilahy matanjaka sy mahery fo izany. Naamân, chef de l' armée du roi d' Aram, était un homme en grande considération et faveur auprès de son maître, car c'était par lui que Yahvé avait accordé la victoire aux Araméens, mais cet homme était lépreux.
...............
2Mp 5.6 And he brought the letter to the king of Israel, saying, Now when this letter is come unto thee, behold, I have therewith sent Naaman my servant to thee, that thou mayest recover him of his leprosy. Ary izy nitondra ny taratasy ho any amin' ny mpanjakan' ny Isiraely nanao hoe: Ary raha tonga atý aminao ity taratasy ity, dia ho fantatrao fa efa nampandeha an' i Namàna mpanompoko aho hankatý aminao, koa sitrano amin' ny habokany izy. Nateriny tamin' ny mpanjakan' Israely ilay taratasy izay misy manao hoe: Rahefa tonga atý aminao àry ity taratasy ity, dia indro hofantarinao fa nirahiko ho atý aminao Naamana mpanompoko, mba hositraninao amin' ny habokany. Il présenta au roi d' Israël la lettre, ainsi conçue : "En même temps que te parvient cette lettre, je t' envoie mon serviteur Naamân, pour que tu le délivres de sa lèpre."
...............
2Mp 5.9 So Naaman came with his horses and with his chariot, and stood at the door of the house of Elisha. Ary dia nandeha Namàna nitondra ny soavaliny sy ny kalesiny ka nijanona teo am-baravaran' ny tranon' i Elisa. Dia nandeha Naamana mbamin' ny soavaly aman-kalesiny, ka nijanona teo am-baravaran' ny tranon' i Elisea. Naamân arriva avec son attelage et son char et s' arrêta à la porte de la maison d' Elisée,
...............
2Mp 5.11 But Naaman was wroth, and went away, and said, Behold, I thought, He will surely come out to me, and stand, and call on the name of the Lord his God, and strike his hand over the place, and recover the leper. Fa tezitra Namàna, dia lasa ka nanao hoe: Indro, nataoko fa hivoaka hankatý amiko mihitsy izy ka hitsangana ary hiantso ny anaran' i Jehovah Andriamaniny sady hanevaheva ny tànany eo ambonin' ny aretina ka hahasitrana ny boka. Tezitra Naamana, ka lasa niombotra nanao hoe: Indro aho nanao anakampò hoe: hivoaka hankatý amiko izy, ny tenany hiseho eo anatrehako hiantso ny anaran' ny Tompo Andriamaniny sy hanevaheva ny tànany eo ambonin' ny fery, dia hahasitrana ilay boka. Naamân, irrité, s' en alla en disant : "Je m'étais dit : Sûrement il sortira et se présentera lui-même, puis il invoquera le nom de Yahvé son Dieu, il agitera la main sur l' endroit malade et délivrera la partie lépreuse.
...............
2Mp 5.20 But Gehazi, the servant of Elisha the man of God, said, Behold, my master hath spared Naaman this Syrian, in not receiving at his hands that which he brought: but, as the Lord liveth, I will run after him, and take somewhat of him. Fa hoy Gehazy, zatovon' i Elisa, lehilahin' Andriamanitra: Indro, ny tompoko namela fotsiny ity Namàna Syriana ity ka tsy nandray tamin' ny tànany izay zavatra nentiny, fa raha velona koa Jehovah, dia hihazakazaka hanaraka azy aho ka handray zavatra aminy. Vao lasa kelikely izy, dia hoy kosa Giezi mpanompon' i Elisea olon' Andriamanitra anakampony: Nitsimbina an' i Naamana Siriana ny tompoko, ka tsy nandray avy amin' ny tànany ny zavatra nentiny. Velona Iaveh! fa hihazakazaka hanaraka azy aho, ka hahazo zavatra aminy. Géhazi, le serviteur d' Elisée, se dit : "Mon maître a ménagé Naamân, cet Araméen, en n' acceptant pas de lui ce qu' il avait offert. Aussi vrai que Yahvé est vivant, je cours après lui et j' en obtiendrai quelque chose."
2Mp 5.21 So Gehazi followed after Naaman. And when Naaman saw him running after him, he lighted down from the chariot to meet him, and said, Is all well? Ka dia lasa Gehazy nanaraka an' i Namàna Ary nony tazan' i Namàna avy mihazakazaka manaraka azy izy, dia niala faingana tamin' ny kalesy hitsena azy izy ka nanao hoe: Tsara ihany va? Dia rafitra nanaraka an' i Naamana Giezi. Vao nahatazana azy nihazakazaka nanaraka azy Naamana, dia nidina niala tamin' ny kalesiny hitsena azy, ka nanao hoe: Tsara ihany daholo va? Et Géhazi se lança à la poursuite de Naamân. Lorsque Naamân le vit courir derrière lui, il sauta de son char à sa rencontre et demanda : "Cela va-t-il bien?"
...............
2Mp 5.23 And Naaman said, Be content, take two talents. And he urged him, and bound two talents of silver in two bags, with two changes of garments, and laid them upon two of his servants; and they bare them before him. Ary hoy Namàna: Aoka handray talenta roa ianao. Ary nanery azy izy sady namehy talenta volafotsy roa tao anaty kitapo roa mbamin' ny fitafiana indroa miova, ka nampitondrainy ny zatovony roa lahy izany; ary nitondra izany teo alohany ireo. Ary hoy Naamana: Aoka re ho talenta roa no horaisinao. Sady nanery azy izy no nanisika tao anaty lasaka roa ny talenta roa mbamin' ny fitafiana indroa miova, dia napetrany tamin' ny mpanompony roa lahy izany hoentiny eo alohan' i Giezi. Naamân dit : "Veuille accepter deux talents", et il insista; il lia les deux talents d' argent dans deux sacs, avec les deux habits de fête, et les remit à deux de ses serviteurs qui les portèrent devant Géhazi.
...............
2Mp 5.27 The leprosy therefore of Naaman shall cleave unto thee, and unto thy seed for ever. And he went out from his presence a leper as white as snow. Koa ny habokan' i Namàna dia hiraikitra aminao sy ny taranakao mandrakizay. Ary niala teo anatrehany izy ka, indro, boka fotsy toy ny oram-panala. Koa hiraikitra aminao sy ny taranakao mandrakizay ny habokan' i Naamana! Dia niala teo anatrehan' i Elisea Giezi ka fotsy hoatry ny oram-panala izy azon' ny habokana. Mais la lèpre de Naamân s' attachera à toi et à ta postérité pour toujours." Et Géhazi s'éloigna de lui blanc de lèpre comme la neige.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 8.4 And Abishua, and Naaman, and Ahoah, sy Abisoa sy Namana sy Ahoa Abisoe, Naamàna, Ahoe, Abishua, Naamân et Ahoah,
...............
1Tt / 1Tan 8.7 And Naaman, and Ahiah, and Gera, he removed them, and begat Uzza, and Ahihud. Namana sy Ahia ary Gera; izy no nitondra azy ho babo), niteraka an' i Oza sy Ahihoda izy. Naamàna, Akià, ary Gerà ilay namindra azy sy niteraka an' i Ozà sy Ahioda. Naamân, Ahiyya et Géra. C' est lui qui les emmena en captivité; il engendra Uzza et Ahihud.

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
...............
Lio / Lk 4.27 And many lepers were in Israel in the time of Eliseus the prophet; and none of them was cleansed, saving Naaman the Syrian. Ary maro no boka teo amin' ny Isiraely tamin' ny andron' i Elisa mpaminany, nefa tsy mba nisy nodiovina na dia iray akory aza fa Namàna Syriana ihany. ary be koa no boka tao amin' Israely tamin' ny andron' i Elisea mpaminany, nefa tsy nisy sitrana na iray aza, fa Naamàna Siriana ihany. Il y avait aussi beaucoup de lépreux en Israël au temps du prophète Élisée ; et aucun d' eux ne fut purifié, mais bien Naaman, le Syrien. "