Chapters and verses mentioning Jektàna

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 10.25 And unto Eber were born two sons: the name of one was Peleg; for in his days was the earth divided; and his brother' s name was Joktan. Ary Ebera niteraka roa lahy: ny anaran' ny iray natao hoe Palega, satria tamin' ny androny no nizarana ny tany; ary Joktana no anaran' ny rahalahiny. Roa lahy no zanak' i Ebera, ka Falega no anaran' ny anankiray, fa tamin' ny androny dia voazara ny tany, ary Jektàna no anaran' ny rahalahiny. A Éber naquirent deux fils : le premier s' appelait Péleg, car ce fut en son temps que la terre fut divisée, et son frère s' appelait Yoqtân.
Gen / Jen 10.26 And Joktan begat Almodad, and Sheleph, and Hazarmaveth, and Jerah, Ary Joktana niteraka an' i Almodada sy Salefa sy Hazarmaveta sy Jera Jektàna niteraka an' i Elmodada, Salefa, Asarmota, Jare, Yoqtân engendra Almodad, Shéleph, Haçarmavet, Yérah,
...............
Gen / Jen 10.29 And Ophir, and Havilah, and Jobab: all these were the sons of Joktan. sy Ofira sy Havila ary Jobaba; ireo rehetra ireo no zanakalahin' i Joktana. Ofira, Hevilà, ary Jobaba. Ophir, Havila, Yobab; tous ceux-là sont fils de Yoqtân.
Gen / Jen 10.30 And their dwelling was from Mesha, as thou goest unto Sephar a mount of the east. Ary ny fonenan' ireo dia hatrany Mesa ao akaikin' i Sefara, tendrombohitra atsinanana. Izy rehetra ireo dia zanak' i Jektàna. Ny tany nonenan' izy ireo dia ny tendrombohitra atsinanana hatrany Mesà manitsy an' i Sefara. Ils habitaient à partir de Mésha en direction de Séphar, la montagne de l' Orient.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.19 And unto Eber were born two sons: the name of the one was Peleg; because in his days the earth was divided: and his brother' s name was Joktan. Ary Ebera niteraka roa lahy: ny anaran' ny iray natao hoe Palega, satria tamin' ny androny no nizarana ny tany; ary Joktana no anaran' ny rahalahiny. Roa no zanakalahy naterak' i Hebera: ny anaran' ny anankiray dia Falega, fa tamin' ny androny no nizarana ny tany; ary ny anaran' ny rahalahiny kosa dia Jektana. A Éber naquirent deux fils : le premier s' appelait Péleg, car ce fut en son temps que la terre fut divisée, et son frère s' appelait Yoqtân.
1Tt / 1Tan 1.20 And Joktan begat Almodad, and Sheleph, and Hazarmaveth, and Jerah, Ary Joktana niteraka an' i Almodada sy Salefa sy Hazarmaveta sy Jera Ny naterak' i Jektàna dia Elmodada, Salefa, Asrmota, Jare, Yoqtân engendra Almodad, Shéleph, Haçarmavet, Yérah,
...............
1Tt / 1Tan 1.23 And Ophir, and Havilah, and Jobab. All these were the sons of Joktan. sy Ofira sy Havila ary Jobaba; ireo rehetra ireo no zanakalahin' i Joktana. Ofira, Hevilà ary Jobaba. Izy rehetra ireo dia zanakalahin' i Jektàna. Ophir, Havila, Yobab; tous ceux-là sont fils de Yoqtân.