<-
->

1Sm / 1Sam 30:4 Then David and the people that were with him lifted up their voice and wept, until they had no more power to weep. Ary Davida sy ny mpanaraka azy dia nanandratra ny feony nitomany ambara-paha-tsy nahatomany intsony izy. Ary samy nanandra-peo nitomany Davida sy ireto olona niaraka taminy, mandra-pahalanin' ny heriny tsy hanatomany intsony. Alors David et toute la troupe qui l' accompagnait se mirent à crier et à pleurer jusqu'à ce qu' ils n' en eussent plus la force.