<-
->

1Sm / 1Sam 30:22 Then answered all the wicked men and men of Belial, of those that went with David, and said, Because they went not with us, we will not give them ought of the spoil that we have recovered, save to every man his wife and his children, that they may lead them away, and depart. Dia niteny ny olona sompatra sy tena ratsy fanahy rehetra avy nanaraka an' i Davida ka nanao hoe: Satria tsy mba niaraka tamintsika ireo, dia tsy hanomezantsika azy ny babo izay azontsika, afa-tsy ny vadiny aman-janany isany avy; fa ireo no aoka ho entiny, dia handeha izy. Fa rehefa mety ho lehilahy sompatra sy faikany tamin' ny olona niaraka tamin' i Davida dia niteny kosa nanao hoe: Satria tsy mba tafaraka tamintsika ireo dia tsy mba omentsika amin' ny babo azontsika afa-tsy ny vady aman-janany isany avy ihany; ka aoka ho entiny izany ary handeha any izy. Mais tous les méchants et les vauriens parmi les gens qui étaient allés avec David prirent la parole et dirent : " Puisqu' ils ne sont pas venus avec nous, qu' on ne leur donne rien du butin que nous avons sauvé, sauf à chacun sa femme et ses enfants : qu' ils les emmènent et s' en aillent! "