<-
->

1Sm / 1Sam 30:21 And David came to the two hundred men, which were so faint that they could not follow David, whom they had made also to abide at the brook Besor: and they went forth to meet David, and to meet the people that were with him: and when David came near to the people, he saluted them. Ary Davida tonga teo amin' ny roan-jato lahy, izay reraka ka tsy afaka nanaraka azy, fa najanony teo amin' ny renirano Besora; ary dia nandeha ireo hitsena an' i Davida sy ny olona nanaraka azy; ary nony tonga teo akaikin' ny olona Davida, dia nanontany izay toeny. Niverina Davida nankany amin' izy roan-jato lahy izay reraka loatra ka tsy afa-nanaraka an' i Davida ka najanona tao amin' ny ranon-driaka Besora, dia nitsena an' i Davida sy ny vahoaka izay niaraka taminy izy ireo. Nanatona azy ireo Davida dia niarahaba azy tamim-pitiavana. David arriva auprès des deux cents hommes qui avaient été trop fatigués pour le suivre et qu' il avait laissés au torrent de Besor. Ils vinrent au devant de David et de la troupe qui l' accompagnait; David s' approcha avec la troupe et leur souhaita le bonjour.