<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 29:9 | And |
Ary Akisy namaly an' i Davida hoe: Fantatro fa tsara eo imasoko tahaka ny anjelin' Andriamanitra ianao; nefa ireo andrianan' ny Filistina no nanao hoe: Tsy hiara-miakatra amintsika hiady izy. | Ary hoy Akisa namaly an' i Davida: Fantatro fa tsara tamiko hianao hoatra ny anjelin' Andriamanitra, fa ny filohan' ny Filistina nanao hoe: Tsy hiara-miakatra amintsika amin' ny ady izy. |