<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 29:3 | Then said the princes of the |
Ary hoy ireo andrianan' ny Filistina: Haninona moa ireto Hebreo ireto? Ary hoy Akisy tamin' ireo andrianan' ny Filistina: Tsy io va no Davida, mpanompon' i Saoly, mpanjakan' ny Isiraely, ilay tatý amiko elaela ihany izay, ary tsy hitako izay tsininy hatrizay nialany niandany tamiko ka mandraka androany? | Ahoana ireto Hebrio? Ary hoy Akisa namaly an' ireo filohan' ny Filistina: Tsy io va no Davida mpanompon' i Saola mpanjakan' Israely, ka efa andro maro sy taona maro izay izy no taty amiko, nefa tsy mbola nahita izay tsininy aho na dia kely aza, hatrizay nifindrany ho aty amintsika izay ka mandrak' androany. | Les princes des |