<-
->

1Sm / 1Sam 27:7 And the time that David dwelt in the country of the Philistines was a full year and four months. Ary ny andro nitoeran' i Davida tany amin' ny tanin' ny Filistina dia herintaona sy efa-bolana. Herintaona sy efa-bolana no andro nipetrahan' i Davida tany amin' ny tanin' ny Filistina. La durée du séjour que David fit en territoire philistin fut d' un an et quatre mois.