<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 27:5 | And |
Ary hoy Davida tamin' i Akisy: Raha mahita fitia eo imasonao aho, aoka mba homena fonenana ao amin' ny tanàna anankiray any an-tsaha aho mba honenako any, fa nahoana ny mpanomponao no hitoetra aminao eto amin' ny renivohitry ny fanjakana? | Hoy Davida tamin' i Akisa: Raha mba nahita fitia eo imasonao ihany aho, dia aoka homena ahy ny fitoerana anankiray honenako ao amin' ny anankiray amin' ny tanàna any an-tsaha, satria aiza ka dia hiara-monina aminao, eto amin' ny renivohi-panjakanao ny mpanomponao? |