<-
->

1Sm / 1Sam 27:3 And David dwelt with Achish at Gath, he and his men, every man with his household, even David with his two wives, Ahinoam the Jezreelitess, and Abigail the Carmelitess, Nabal' s wife. Ary nitoetra tao amin' i Akisy tao Gata Davida, dia izy sy ny olony, samy nomban' ny ankohonany avy, ary Davida mbamin' ny adiny roa, dia Ahinoama Jezirelita sy Abigaila Karmelita, ilay novinadin' i Nabala. Dia nitoetra teo amin' i Akisa, tany Geta Davida sy ny olony, samy nomban' ny fianakaviany avy, ary nomba an' i Davida izy roa vavy, dia Akinoama avy any Jezraela, sy Abigaila avy any Karmela, ilay novinadin' i Nabala. David s'établit auprès d' Akish à Gat, lui et ses hommes, chacun avec sa famille, David avec ses deux femmes, Ahinoam de Yizréel et Abigayil, la femme de Nabal de Karmel.