<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 20:42 | And |
Ary hoy Jonatana tamin' i Davida: Mandehana soa aman-tsara; fa efa nianiana tamin' ny anaran' i Jehovah isika roa lahy hoe: Jehovah no vavolombelona amiko sy aminao ary amin' ny taranako sy ny taranakao mandrakizay. | Dia hoy Jonatasy tamin' i Davida: Mandehana amim-piadanana, fa efa samy nianiana tamin' ny anaran' ny Tompo izaho sy hianao, nanao hoe: Iaveh no anelanelako, izaho sy hianao, ary ny taranakao sy ny taranako, mandrakizay. |