<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 20:35 | And it came to pass in the morning, that |
Ary nony maraina, dia nivoaka nankany an-tsaha Jonatana tamin' ilay fotoana nataony tamin' i Davida, ary nisy zazalahy kely nanaraka azy. | Nony ampitso maraina, dia nankany an-tsaha Jonatasy araka ny nifanekeny tamin' i Davida. Ka nisy zazalahy kely anankiray nanaraka azy. Hoy izy tamin' ilay zazalahy: | Le lendemain matin, |