<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 20:34 | So |
Dia nitsangana niala teo amin' ny latabatra Jonatana, sady nirehitra ny fahatezerany, ka tsy nihinan-kanina izy tamin' ny ampitson' ny tsinam-bolana; fa nalahelo an' i Davida izy, satria nomen-drainy henatra. | Nitsangana Jonatasy niala teo amin' ny latabatra tamim-pahatezerana mafy, ary tsy nety nihinan-kanina tamin' ny andro faharoan' ny volan-tsinana. satria nalahelo izy noho ity Davida dia nalain-drainy baraka. |