<-
->

1Sm / 1Sam 20:27 And it came to pass on the morrow, which was the second day of the month, that David' s place was empty: and Saul said unto Jonathan his son, Wherefore cometh not the son of Jesse to meat, neither yesterday, nor to day? Ary nony tamin' ny andro faharoa dia ny ampitson' ny tsinam-bolana, ka mbola foana ihany ny fipetrahan' i Davida, dia hoy Saoly tamin' i Jonatana zanany: Ahoana no tsy mba nahatongavan' ny zanak' i Jese hihinana omaly sy androany? Nony ampitso, andro faharoan' ny volan-tsinana, mbola foana ihany ny fipetrahan' i Davida, ka hoy Saola tamin' i Jonatasy zanany: Nahoana ny zanak' Isaïa no tsy tonga tamin' ny fanasana, omaly sy androany? Le lendemain de la nouvelle lune, le second jour, la place de David resta inoccupée et Saül dit à son fils Jonathan : " Pourquoi le fils de Jessé n' est-il venu au repas ni hier ni aujourd' hui ? "