<-
->

1Sm / 1Sam 20:10 Then said David to Jonathan, Who shall tell me? or what if thy father answer thee roughly? Dia hoy Davida tamin' i Jonatana: Iza no hanambara izany amiko, na hampandre ahy izay teny sarotra havalin-drainao anao? Ary hoy Davida tamin' i Jonatasy: Iza anefa no hilaza izany amiko, na izay teny sarotra havalin-drainao? David demanda à Jonathan : " Qui m' avertira si ton père te répond durement ? "