<-
->

1Sm / 1Sam 20:1 And David fled from Naioth in Ramah, and came and said before Jonathan, What have I done? what is mine iniquity? and what is my sin before thy father, that he seeketh my life? Ary Davida nandositra niala tao Naiota any Rama, dia tonga ka nilaza teo anatrehan' i Jonatana hoe: Inona no nataoko? Inona no heloko? Ary inona no fahotako teo anatrehan-drainao, no dia mitady ny aiko izy? Nandositra niala tany Najota any Ramà Davida, ka nony tonga izy dia niala teo anatrehan' i Jonatasy hoe: Inona no nataoko? Inona no heloko? Ary inona no fahadisoako teo anatrehan-drainao no dia mitady ny aiko izy: S'étant enfui des cellules qui sont à Rama, David vint dire en face à Jonathan : " Qu' ai-je donc fait, quelle a été ma faute, quel a été mon crime envers ton père pour qu' il en veuille à ma vie ? "