<-
->

1Sm / 1Sam 19:5 For he did put his life in his hand, and slew the Philistine, and the Lord wrought a great salvation for all Israel: thou sawest it, and didst rejoice: wherefore then wilt thou sin against innocent blood, to slay David without a cause? fa izy efa nanao ny ainy tsy ho zavatra ka namono ny Filistina, ary Jehovah nahavita famonjena lehibe ho an' ny Isiraely rehetra; ianao nahita izany ka faly; koa nahoana no dia hanota handatsaka rà marina ianao ka hahafaty foana an' i Davida? nanao vy very ny ainy, namono an' ilay Filistina izy, ka izy no nanaovan' ny Tompo famonjena lehibe ho an' Israely rehetra. Nahita izany hianao sy nifaly tamin' izany. Ka ahoana no hanotanao amin' ny rà tsy manan-tsiny, amin' ny famonoana, tsy misy antony, an' i Davida? Il a risqué sa vie, il abattu le Philistin et Yahvé a procuré une grande victoire à tout Israël : tu as vu et tu t' es réjoui. Pourquoi pécherais-tu par le sang d' un innocent en faisant mourir David sans raison ? "