<-
->

1Sm / 1Sam 19:11 Saul also sent messengers unto David' s house, to watch him, and to slay him in the morning: and Michal David' s wife told him, saying, If thou save not thy life to night, to morrow thou shalt be slain. Ary Saoly naniraka olona hankany amin' ny tranon' i Davida hiambina azy hahafaty azy raha maraina; fa Mikala, vadin' i Davida, nilaza taminy hoe: Raha tsy mamonjy ny ainao anio alina ianao, dia hatao maty raha maraina. Nanirahan' i Saola olona, tany an-tranon' i Davida, hisambotra azy sy hamono azy ny ampitso; fa nilazan' i Mikola vadiny an' izany Davida, nataony hoe: Raha tsy mandositra anio alina hianao, rahampitso ihany dia maty. Saül envoya des émissaires surveiller la maison de David, voulant le mettre à mort dès le matin. Mais la femme de David, Mikal, lui donna cet avertissement : " Si tu ne t'échappes pas cette nuit, demain tu es un homme mort! "