<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 19:10 | And |
Ary Saoly nihendry hamely an' i Davida tamin' ny lefona, ka hataony miboroaka mihatra amin' ny rindrina; fa izy nisoroka niala teo anatrehan' i Saoly, ka ny rindrina no voan' ny lefona; dia nandositra Davida ka afaka tamin' iny alina iny ihany. | Notadiavin' i Saola hasiany ny lefona Davida sy ny rindrina, saingy nitsoaka teo anatrehan' i Saola Davida ka ny lefona no nakapony tamin' ny rindrina. Dia nandositra Davida nilefa nandritra ny alina. |