<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 18:25 | And |
Dia hoy Saoly: Izao no holazainareo amin' i Davida: Ny mpanjaka tsy mila harena be ho vodiondry, fa ny mariky ny fahafatesan' ny Filistina zato lahy ihany, mba ho famaliana ny fahavalony. Kanjo hevitr' i Saoly hahafaty an' i Davida amin' ny tanan' ny Filistina izany. | Dia hoy Saola: Izao no holazainareo amin' i Davida: Tsy mila zavatra akory ho vody ondry ny mpanjaka, fa hodi-tsy miforan' ny Filistina zato lahy, mba ho voavaly faty ny fahavalon' ny mpanjaka. Ny hisamboran' ny tànan' ny Filistina an' i Davida no nampoizin' i Saola tamin' izany. |