<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 17:50 | So |
Toy izany no nandresen' i Davida ilay Filistina tamin' ny vaton' antsamotady, fa namely ilay Filistina izy ka nahafaty azy, ary tsy nisy sabatra teny an-tànan' i Davida. | Nahomby noho ilay Filistina izany Davida tamin' ny antsamotady iray sy ny vato iray, dia novonoiny ho faty ilay Filistina. Tsy nisy sabatra teny an-tànan' i Davida. | Ainsi |