<- -> |
[King James Bible] 1st Samuel |
[Baiboly 1865] 1 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre de Samuel |
||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
1Sm / 1Sam 17:45 | Then said |
Fa hoy kosa Davida tamin' ilay Filistina: Hianao manatona ahy amin' ny sabatra sy ny lefona ary ny lefom-pohy; fa izaho kosa manatona anao amin' ny anaran' i Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamanitry ny miaramilan' ny Isiraely, Izay efa nohaikainao. | Fa hoy kosa ny navalin' i Davida an' ilay Filistina: Hianao manatona ahy amin' ny sabatra aman-defona sy lefom-pohy, fa izaho kosa manatona anao amin' ny anaran' ny Tompon' ny tafika, ny Andriamanitry ny foloalindahin' Israely, izay notsiratsirainao. | Mais |