<-
->

1Sm / 1Sam 17:32 And David said to Saul, Let no man' s heart fail because of him; thy servant will go and fight with this Philistine. Ary hoy Davida tamin' i Saoly: Aoka tsy ho ketraka amin' ilehio ny fon' ny olona; fa ny mpanomponao handeha hiady amin' io Filistina io. Ary izao no nolazain' i Davida tamin' i Saola: Aza misy mamoy fo ny olona fa handeha hiady amin' io Filistina io ny mpanomponao. David dit à Saül : " Que personne ne perde courage à cause de lui. Ton serviteur ira se battre contre ce Philistin. "