<-
->

1Sm / 1Sam 17:31 And when the words were heard which David spake, they rehearsed them before Saul: and he sent for him. Ary nony ren' ny olona ny teny izay nataon' i Davida, dia nambarany tamin' i Saoly; ka dia naniraka naka azy izy. Nony nandre ny teny nolazain' i Davida ny olona, dia nambarany tamin' i Saola izany, ka nampanalainy izy. On entendit les paroles de David et on les rapporta à Saül qui le fit venir.