<-
->

1Sm / 1Sam 17:28 And Eliab his eldest brother heard when he spake unto the men; and Eliab' s anger was kindled against David, and he said, Why camest thou down hither? and with whom hast thou left those few sheep in the wilderness? I know thy pride, and the naughtiness of thine heart; for thou art come down that thou mightest see the battle. Ary Eliaba zokiny nandre azy niteny tamin' ny olona dia nirehitra tamin' i Davida ny fahatezerany, ka hoy izy: Nahoana ianao no midina etý? Ary amin' iza moa no namelanao ireny ondry vitsy ireny any an-efitra? fantatro ny avonavonao sy ny faharatsian' ny fonao, fa hizaha ny ady no idinanao etý. Nirehitra tamin' i Davida ny fahatezeran' i Eliaba zokiny lahimatoa, nony nandre azy niteny tamin' ireo olona ireo izy, ka hoy izy: F' inona moa no nidinanao aty? Ary iza no namelanao ireny ondry vitsy ireny, any an' efitra? Fantatro moa raha ny avonavonao sy ny haratsiam-ponao, ny hizaha ny ady fotsiny no nidinanao taty! Son frère aîné Éliab l' entendit qui parlait aux gens et Éliab se mit en colère contre David et dit : " Pourquoi donc es-tu descendu ? A qui as-tu laissé ces quelques brebis dans le désert ? Je connais ton insolence et la malice de ton coeur : c' est pour voir la bataille que tu es venu! "