<-
->

1Sm / 1Sam 16:22 And Saul sent to Jesse, saying, Let David, I pray thee, stand before me; for he hath found favour in my sight. Ary Saoly naniraka tany amin' i Jese nanao hoe: Masìna ianao, avelao Davida hitoetra eo anatrehako, fa efa mahita fitia amiko izy. Ary Saola naniraka olona hilaza amin' Isaï hoe: Aoka Davida mba hitoetra eto anatrehako, fa nahita fitia teo imasoko izy! Saül envoya dire à Jessé : " Que David reste donc à mon service, car il a gagné ma bienveillance. "