<-
->

1Sm / 1Sam 16:21 And David came to Saul, and stood before him: and he loved him greatly; and he became his armourbearer. Ary Davida tonga tany amin' i Saoly ka nitoetra teo anatrehany; ary tiany indrindra izy, ka dia tonga mpitondra ny fiadiany. Nony tonga tany amin' i Saola Davida dia nitsangana teo anatrehany, dia raiki-pitia azy Saola ary nataony mpitondra fiadiany izy. David arriva auprès de Saül et se mit à son service. Saül se prit d' une grande affection pour lui et David devint son écuyer.