<-
->

Apo / Ap 20:8 And shall go out to deceive the nations which are in the four quarters of the earth, Gog, and Magog, to gather them together to battle: the number of whom is as the sand of the sea. ka hivoaka hamitaka ny firenena eny amin' ny vazan-tany efatra, dia Goga sy Magoga, mba hanangona ary ho any amin' ny ady; tahaka ny fasiky ny ranomasina ny isany. Dia niakatra tamin' ny tany izy ireo, ka nanodidina ny tobin' ny olo-masina sy ny tanàna malala. s' en ira séduire les nations des quatre coins de la terre, Gog et Magog, et les rassembler pour la guerre, aussi nombreux que le sable de la mer ;