<- -> |
[King James Bible] The Revelation |
[Baiboly 1865] Apokalypsy |
[Baiboly Katolika] Fanambaràna |
[Bible de Jérusalem] L'Apocalypse |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
Apo / Ap 2:1 | Unto the angel of the church of |
Soraty ho amin' ny anjelin' ny fiangonana any Efesosy. Izao no lazain' ilay miharona ny kintana fito eny an-tànany ankavanana sady mandeha eo afovoan' ny fanaovan-jiro volamena fito: | Manorata ho an' ny anjelin' ny Eglizin' i Efezy: Izao no lazain' ilay mitana ny kintana fito eo an-tànany an-kavanana, sy mandeha eo afovoan' ny fanaovan-jiro volamena fito: | " A l' Ange de l'Église d' |