<-
->

Apo / Ap 14:6 And I saw another angel fly in the midst of heaven, having the everlasting gospel to preach unto them that dwell on the earth, and to every nation, and kindred, and tongue, and people, Ary hitako fa, indro, nisy anjely iray koa nanidina teo afovoan' ny lanitra, nanana filazantsara mandrakizay hotorina amin' izay monina ambonin' ny tany sy amin' ny firenena sy ny fokom-pirenena sy ny samy hafa fiteny ary ny olona rehetra, Dia nahita anjely anankiray hafa koa aho, nanidina teo afovoan' ny lanitra, nitondra ny Evanjely mandrakizay, hotoriny amin' ny mponina eto an-tany, dia amin' ny firenena rehetra, sy amin' ny foko aman-tsamihafa fiteny, mbamin' ny fanjakana rehetra. Puis je vis un autre Ange qui volait au zénith, ayant une bonne nouvelle éternelle à annoncer à ceux qui demeurent sur la terre, à toute nation, race, langue et peuple.