<-
->

Apo / Ap 14:1 And I looked, and, lo, a Lamb stood on the mount Sion, and with him an hundred forty and four thousand, having his Father' s name written in their foreheads. Ary hitako fa, indro, ny Zanak' ondry nitsangana teo an-tendrombohitra Ziona, ary nisy efatra arivo amby efatra alina sy iray hetsy nomba Ary, samy manana ny anarany sy ny anaran' ny Rainy voasoratra eo amin' ny handriny. Nijery indray aho, ka indro nitsangana teo an-tendrombohitr' i Siona ny Zanak' ondry; olona efatra arivo sy efatra alina sy iray hetsy no nanaraka azy, ary voasoratra teo an-kandrin' ireo ny anarany sy ny anaran-dRainy. Puis voici que l' Agneau apparut à mes yeux ; il se tenait sur le mont Sion, avec cent quarante-quatre milliers de gens portant inscrits sur le front son nom et le nom de son Père.