<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 11:33 | And he smote them from |
Dia namely azy izy hatrany Aroera ka hatrany akaikin' i Minita sy hatrany Abela-keramima, dia tanàna roa-polo, ka be dia be no maty. Dia resy teo anoloan' ny Zanak' Isiraely ny taranak' i Amona. | ka nasiany hatrany Aroera ka hatrany akaikikaikin' i Menita, nahazoany tanàna roapolo, sy hatrany Abela-Keramina, ka dia resy mafy tokoa izy ireo. Dia voaetry teo anoloan' ny zanak' Israely ny taranak' i Amona. | Il les battit depuis |