<-
->

1Pe / 1P 4:6 For for this cause was the gospel preached also to them that are dead, that they might be judged according to men in the flesh, but live according to God in the spirit. Fa noho izany no nitoriana ny filazantsara tamin' izay maty aza; mba hotsaraina araka ny olona amin' ny nofo izy fa ho velona araka an' Andriamanitra amin' ny fanahy. Fa izany no nitoriana ny Evanjely tamin' ny maty koa, dia mba ho velona araka an' Andriamanitra izy amin' ny fanahy, rahefa notsaraina araka ny fomban' ny olona amin' ny nofo. C' est pour cela, en effet, que même aux morts a été annoncée la Bonne Nouvelle, afin que, jugés selon les hommes dans la chair, ils vivent selon Dieu dans l' esprit.